🔥 Earn $600 – $2700+ Monthly with Private IPTV Access! 🔥
Our affiliates are making steady income every month:
IptvUSA – $2,619 • PPVKing – $1,940 • MonkeyTV – $1,325 • JackTV – $870 • Aaron5 – $618
💵 30% Commission + 5% Recurring Revenue on every referral!
👉 Join the Affiliate Program Now
[Intro]
Nariany ny azy ny tsiky e!
Na nilay(Na nilay)
Zareo tsisy mitsiky e!
Na ny iray(Na ny iray)
[Chorus]
Dia izay no hita anio
Izay no hita anio
Izay no hita anio
Izay no hita anio
[Verse 1]
Hita aby hoe tsisy faly na ny iray
Fa dia malok'endrika e!(Endrika e!Endrika e!)
F'inona indray ary(F'inona indray ary?)
Ny antony naharendrika e!
Ady ve?(Ady ve?)
D'ianao tsy naharesy ny adve(Adve)
Sa tsy resak'ady fa difficile(Difficile)
Ny fiainana mianjady dia kivy ise(Kivy ise)
[Chorus]
Dia izay no hita anio
Izay no hita anio
Izay no hita anio
Izay no hita anio
[Post Chorus]
Izay no hita anio
Izay no hita anio
Ondrika lava
Izay no hita anio
Izay no hita anio
Ondrika lava
[Chorus]
Dia izay no hita anio
Izay no hita anio
Izay no hita anio
Izay no hita anio