Zay
Tandindonao
Vahotra aho

Tsy mahita ambara

Hovitaina ihany, ve ny tantara

Ka handao anao

Sy tsy ho anao



Eto ve no sampanana

Tsy maintsy hisarahana

Samy haka ho azy

Ka handevona

Ilay fitia izay niraisana



Ref : Eny raha hofaranana
Dia ho tsapa sy tsy azo lavina

Fa ho mafy ihany

Ny hizaka izany

Satria ao anatiko aho

Dia tavela ilay tandindonao

Inona no atao