Zay
Efa voatondro
Ny fiainako mihitsy no tsy ho feno...
Toa zari hangatsiaka,tsy mety ahenona hafanana
Raha tsy ho ahy na hoe tsy ho eo anilako ianao
Mandritra ny androm-piainako rehetra

Tsapako ho maizina daholo...
Izay rehatra manodidina ahy
Raha tsy ho ahy na hoe tsy ho eo anilako ianao
Mandritra ny androm-piainako rehetra


Efa voatoàndro efa ela,fa ianao dia ho ahy
Izaho koa dia ho anjaranao
Fitiavana roa anjary ho iray
Ary ho manrakizay

Ka ny fiainako dia ho fiainanao ihany
" OMEKO ANAO NY TONTOLOKO